Tantara tamin'ny Tselatra tamin'ny Marsa, 2021
Mety ho voabahana tanteraka ao Rosia ny Twitter amin'ny volana ambony
Raha manohy tsy miraharaha ny fangatahany hanalàna anaty tambajotra ireo votoaty lazainy fa tsy ara-dalàna ny Twitter, dia nilaza ny Roskomnadzor fa efa niomanany ny hibahana tanteraka ny tolotra