Tantara tamin'ny Tselatra tamin'ny Marsa, 2010
Trinite sy Tobago: Vita ny vola
“Nanoaka aho halina raha nahare tamin'ny vaovao navoakan'ny televiziona rehetra misy eto an-toerana nitatitra ny nanafihan'ny polisy, malaza amin'ny fankatoavana ny lehibeny tsy azo anaovana kolikoly, ny biraon'ny UDeCOTT, ny...
Vaovao fanampiny Madagasikara: Tafakatra 78 ny aina nafoy taorian'ny fandalovan'ny rivomahery Hubert
Nampitain'ny namana Tomavana fa niakatra be ny isan'ny aina nafoy araky ny tatitra farany nampitain'ny tompon'andraikitra, taorian'ny fandalovan'ny rivomahery Hubert tany Madagasikara, raha 36 izany tamin'ny herinandro lasa dia tafakatra...
Japana: Tsy misy fitaovam-piadiana nokleary?
Navoakan'i Martin J Frid tao amin'ny bolongany vao haingana ny fifanarahana miafina teo amin'i Japana sy Etazonia tamin'ny 1969 izay mandika ny foto-pifanarahana telo tsy ampiasana fitaovana nokleary nosoniavin'ny praiminisitra...
Fandraisana anjara BBC : “fomba fijerinao izao tontolo izao”
Nosoratan'ny Young People's Media Network fa mila anao ny BBC handefa aminy roa minitram-panadihadiana amin'ny “fomba fijerinao izao tontolo izao” ka haely manerantany izany. Hatramin'ny faha-12 marsa ho avy izao...
Chili: Tsy nahomby ny fifandraisana
Jorge Barahona no manoratra ny tsy fahombiazan'ny fitondrana Chiliana teo amin'ny lafiny fifandraisana an-tserasera [es] taorian'ny horohorontany, izay tsy nampiasa araka izay tratrany ny fitaovana teo ampelatanany. Na izany aza...
Rosiana maro vonona ny handoa vola ny votoaty an-tserasera

Fanadihadiana vaovao nataon'i Nielsen no nampiseho fa mihoatra ny antsasaky ny Rosiana no vonona ny handoa vola amina votoaty an-tserasera. Fa ny mahatalanjona amin'ny valin'izany fanadihadiana izany sy ny famakafakana...