Pelaka mpisipa nanomo tena nahabe resaka tao ArmeniaHeverina ho mizaka antsojay sy fankahalana pelaka ireto mpisipa iretoMpanoratra Arzu GeybullayevaNandika Andriamifidisoa Zo28 Oktobra 2022
‘Antsoy amin'ny anarany ry zareo': Tantaran'ireo Rosiana mpanohitra ady, nogadraina noho ny resaka pôlitikaTantaran'ireo izay sahy nanohitra ny adyMpanoratra Daria DergachevaNandika Imanoela Fifaliana26 Oktobra 2022
Azerbaijan: Notanan'ny polisy ilay mpikatroka mpandala ny fandriampahalemana mialoha ny Andro Iraisampirenena ho an'ny FandriampahalemanaNosamborina noho ny antsony hisian'ny fandriampahalemana ilay mpikatrokaMpanoratra Arzu GeybullayevaNandika Salohy Randriafanomezantsoa22 Oktobra 2022
Fanafihana farany nataon'i Tiorkia tamin'ny zavakanto : governoran'ny faritra iray nanafoana fetiben'ny mozika efa nandrasana hatry ny elaNivoady ny hampiakatra tribonaly ilay fanapahankevitry ny governora ireo mpikarakara ny fetibe Mpanoratra Arzu GeybullayevaNandika Candy11 Oktobra 2022
“Chef” tanora ao Baku mamadika ny efitranony ho trano fisakafoanana"Chef" kely 26 taona, mamadika ny efitranony ho trano fisakafoanana.Mpanoratra JAM NewsNandika avylavitra04 Oktobra 2022