· Janoary, 2008

Tantara tamin'ny Tselatra tamin'ny Janoary, 2008

Shina: Ny fahatezeran'ny malemy

Teny andalana hamonjy fiasana no nahitan'i Zengying mpiambina (‘voromahery'?) nandositra avy tamin'ny toeram-piambenana ny tanàna. Ampitandremany noho ny izany ny tsy hanaovana tsinontsinona ny fahatezeran'ny malemy ka manindry azy ireny hiverina hiady...

30 Janoary 2008

UK: mahamenatra

Blogrel no manome ny heviny mikasika ilay fanimbazimbana nisy nanao omaly tany an-tanànan'i Cardiff tamin'ny mariky ny hazofijaliana najoro ho fahatsiarovana ireo Armeniana naripaka tamin'ny fotoan'androny. Nolazain'ny mpamaham-bolongana ary fa mahamenatra sady...

29 Janoary 2008

Ireo pejinay momba an i Tselatra

Lahatsoratra fohy miaty rohy, na sary