· Desambra, 2008

Tantara tamin'ny Tselatra tamin'ny Desambra, 2008

Ezypta: Moa ve Palestiniana i Obama?

  17 Desambra 2008

Foko Arabo iray any Al Jaleel no milaza fa iray mpiray foko amin'izy ireo ny filoha Obama ary hoporofoiny izany. Sandmonkey no mandahateny fa: “Voamarina tokoa ny tahotry ny Zon'ny...

Kambôdza: Sary voarara

  13 Desambra 2008

Noraran'ny sampan-draharaham-panjakana misahana ny sarimihetsika any Kambôdza ny mpikarakara hetsika ara-kolontsaina iray tsy hampiseho sary manangona voalavo, ny sarin'ny mpitarika ny mpanohitra  Sam Rainsy ary saripikan'ny olona milahatra ho any...

Torkia: Momba an'i Volombavamena manontolo

  13 Desambra 2008

Amin'izao resaka mpijirika (izay ity voambolana ity vao tadidiko) manintona ny lohateny lehibe amin'ny haino amanjery izao dia manome leson'ny tantara amin'ny lahatsoratra iray i Talk Turkey miresaka momba ilay...

Shilia: CNN sy gazetin'olo-tsotra

  13 Desambra 2008

Juan Dominguez no milaza ny fifanekem-piaraha-miasan'ny olo-tsotra any Shilia manao gazety mitambatra sy ny televiziona vaovao any Shilia CNN Chile [es], ka anisan'ny tafiditra ao anaty fiaraha-miasa ny fandraisana anjaran'ny...

Taiwan: Nanala ankeriny ny frezy dia polisy

  11 Desambra 2008

Vao maraina be ora vitsivitsy lasa izay dia voaesotry ny polisy an-keriny niala tao amin'ny Kianjan'ny fahafahana ao Taipei ny hetsiky ny “frezy dia”n'ny mpianatra [tatitra amin'ny teny Shinoa eto (zh)] . Nanao...

Eritrea: Fifandraisana arak'asa soratra amin'i Rosia

  10 Desambra 2008

Semantic Eritrea no mitatitra fa nanapa-kevitra hanamafy ny fifandraisana eo aminy sy Eritrea ny fitondran'ny federasiona Rosiana amin'ny alalan'ny fananganana tsangambarahin'ny poeta malaza Alexander Pushkin, sy  Foiben-kolontsaina Pushkin ao andrenivohitra...

Ireo pejinay momba an i Tselatra

Lahatsoratra fohy miaty rohy, na sary