· Septambra, 2008

Tantara tamin'ny Tselatra tamin'ny Septambra, 2008

Singapaora: Voarara ny ronono shinoa

  21 Septambra 2008

Nahitana melamina , ilay fangaro namparary sy nahafaty zaza tany Shina, ihany koa ilay marika ronono holandey any Singapaora. Voarara any Singapaora moa ankehitriny ny ronono avy any Shina. Nosoratan'ny...

Japana: Namoaka DVD ilay mpanao politika Yuri Fujikawa

  21 Septambra 2008

Ny hivoahan'ny [ja] DVD mampivoitra ilay mpanao politika japoney 27 taona Japanese Yuri Fujikawa [藤川 優里], mpikambana ao amin'ny antenimieran'ny tanànan'i Hachinohe [八戸市] ao amin'ny Pirefekitioran'i Aomori [青森県], izao no...

Japana: ny bika tsy mahasalaman'ny “Oliravina”

  21 Septambra 2008

Mpamaham-bolongana Japoney Miyakichi ao amin'ny Miyakichi Nikki no mamelabelatra hoe nahoana moa no tsy mahasoa (tsy mifanaraka amin'ny fahasalamana velively) ny bika asehon'ireo mpilatro mahafatifaty manerantany amin'izao fotoana izao ireo...

Iran : Ahmadinejad sy ny Zava-mahadomelina

  20 Septambra 2008

Araka ny lazain'i Emroozema [Fa], mpitoraka blaogy avy ao Iran  dia 600000 ihany no nolazain'ny Filoham-pirenena Iraniana Mahmoud Ahmadineja fa marary noho ny fidorohana zava-mahadomelina ao Iran. Araka ny voalazan'ny...

RD Congo: Radio sy tele maro nakatona

  16 Septambra 2008

Mediatic [Fr] no manoratra ny fikatonan'ny foibena televiziona dimy sy fampielezam-peo roa any Kinshasa tsy nahazo alalana ary maminaviina fa io ilay nampiomanan'ny fitondrana any fa “hanadio ny trano” izy. ...

Iran: Revolisionan'ny fahamahanam-bolongana

  14 Septambra 2008

The Blogging Revolution (Revolisionan'ny famahanam-bolongana) nosoratan'i  Antony Loewenstein dia ho azo vidiana ao Amazon rehefa kelikely. Miresaka momba an'i Iran, Ezipta, Syria, Arabia Saodita, Shina ary Kiobà indrindra io The...

Ireo pejinay momba an i Tselatra

Lahatsoratra fohy miaty rohy, na sary