Ben'ny tanàna fahiny tao Tiorkia milaza fa nahita tahirina vatomamy (jellybeans) nafenina ireo tomponandraikitraTsy takatr'ilay ben'ny tanàna taloha ny sangisangin'ny mpanao gazety tao amin'ny Twitter Mpanoratra Arzu Geybullayeva Nandika Imanoela Fifaliana30 Jona 2022
Any Tbilisi, an'arivony no manatrika ny ‘diabe ho an'i Eoropa’ hanohanana ny fangatahan'i Zeorzia hiditra anatin'ny Vondrona Eoropeana An'arivony no nidina an-dalambe tao Tbilisi, renivohitr'i Zéorzia, tamin'ny 20 JonaMpanoratra Arzu Geybullayeva Nandika Salohy Randriafanomezantsoa29 Jona 2022
Azerbaijan, hozongozonin'ny onja vaovaom-pisamborana atosiky ny pôlitikaAmpolony maro ireo mpikatroka sy mpanao gazety miatrika fanenjehana indrayMpanoratra Arzu Geybullayeva Nandika Candy28 Jona 2022
Ao an-drenivohitr'i Azerbaijan, antso ho an'ny fampitsaharana ny tsimatimanota atao an'ireo mpikatrokaNosamborina ireo mpandray anjara tamin'ilay famoriam-bahoaka dia navotsotra taty aoriana.Mpanoratra Arzu Geybullayeva Nandika Candy06 Jona 2022