Tantara tamin'ny Tselatra tamin'ny Desambra, 2012
Mpiasa An-Trano Malagasy Naolana sy Nampijaliana Tany Libanona
Noteren'ny nenintoany hifindra ho any Libanona hiasa an-trano i Marie, 14 taona. Rehefa tonga tany izy dia zary fahazarana ny nanolanan'ny mpampiasa azy. Rehefa fantany fa bevohoka izy dia noroahiny. Rehefa niteraka irery izy, dia natsipiny avy eny amin'ny rihana fahavalon'ny fanorenana avo ny zaza.
Madagasikara: fanaovana ampihy mamba velarantany nohon'ny BioFuel
Ny fikambanana “collectif TANY” izay mitolona hoan'ny fiarovana ny zon'ireo tantsaha Malagasy ahafahany manohy hamokatra ny taniny, sady soloin'Atoa Mamy Rakotondrainibe tena, no nandikateny frantsay sy nanapariaka ny lahantsoratra navoaky ny gazety...
Mirongatra ny andiam-balala ary manambana Kere ny faritra Atsimon'i Madagasikara
Namoaka fambaraloza ny governemanta Malagasy [fr]: Le Gouvernement malgache a la déclaré l'etat d'ALERTE NATIONALE suite à une invasion de criquets dans le sud qui ravagent les cultures et menace...