Tantara tamin'ny Tselatra tamin'ny Septambra, 2011
Madagasikara: Asehon'ny telegrama Wikileaks ny tsi-fitoviam-pijery diplomatika taorian'ny fanonganam-panjakana
Sam Ganegie manadihady ny telegrama ampolony vao navoakan'ny wikileaks miresaka momba an'i Madagasikara. Nomarihany tamin'izany ary fa heverin'ny mpanelanelana momba ny krizin'i Madagasikara Atoa Chissano fa ny fanohanana mandeha irerin'i Frantsa...