Tantara tamin'ny Tselatra tamin'ny Aogositra, 2017
Efa Zavamisy Iainan'ny Ankizy ao Ambovombe Ny Faharavan'ny Sivilizasiona
Nilaza ny boky siantifika iray nivoaka tao amin'ny Journal of Ecological Economics fa "hitarika any amin'ny fianjeran'ny fiarahamonina ny fitrandrahana tafahoatra ny Asa na ny Natiora " raha toa ka tsy misy na inona na inona atao hisorohana izany.