Tantara tamin'ny Tselatra tamin'ny Febroary, 2013
“Tsy Vitanay Irery io”, Nangataka Ny Firotsahan'i Etazonia An-tsehatra Any Mali Ny Ben'ny Tanàna Iray
Nanoratra mikasika ny maha-zava-dehibe ny firotsahan'i Etazonia an-tsehatra any Mali tao anatin'ny lahatsoratra nivoaka tao amin'ny NY Times i Oumou Sall Seck, ben'ny tanànan'i Goundam, ao avaratr'i Mali.