Tantara tamin'ny Tselatra tamin'ny Oktobra, 2018
Ilay Resabe Momba ny Charango
Tato ho ato, natolotra ho fanomezana ny charango maro. Nanolotra iray tamin'izany an'i Condoleeza Rice i Evo Morales, nanome iray ho an'i Bono ihany koa ny Filoha Shilianina, nipoitra àry ny adihevitra momba ny ''toetra manokana ara-moraly'' ananan'ity zavamaneno ity.