· Mey, 2010

Tantara tamin'ny Tselatra tamin'ny Mey, 2010

Rosia: Sary doro-ala

Akon

Ny mpiblaogintsary Igor Podgorny dia manapariaka porofo an-tsary ireo fahavoazavana nateraky ny doro-ala izay lavin'ny fanjakana Rosiana ny fisiany.

17 Mey 2010

Rosìa: Sary tany amin'ny “Zombie Mob”

Akon

Rà sandoka raofina aman-taonina,  ratra maro tsy ampoizina sy maty-mitsangana miriaria  ary biby mampivarahotsana samihafa no indray nameno ny araben'i Moskòa. Sary nalaina nandritra ny hetsika “Zombie Mob” [fifamotoan'ireo miakanjo...

17 Mey 2010

Meksìkô: Fidàngan'ny maripàna ao an-drenivohitra

Nisedra fidàngan'ny maripàna, ny tanànan'i Meksìkô [ndlr. renivohitry ny firenena Meksìka], arak'izay nampitain'i Daniel Hernández mpivoy ny blaogy Intersections [Sampanana], satria nahatratra hatramin'ny 50°C ny maripàna tsikaritra any amin'ny sasantsasany...

14 Mey 2010

Ireo pejinay momba an i Tselatra

Lahatsoratra fohy miaty rohy, na sary