Efa hitako (‘déjà vu’) ity vokatry ny Eurovision ity, hoy ilay Môldavy mpihiraNandray ny laharana faha-18 i Moldavia tamin'ny fifaninanankira Eurovision 2023Mpanoratra Daria DergachevaNandika Andriamifidisoa Zo23 Mey 2023
‘Nomenareo elatra aho’: Nisaotra ny mpankafy azy ilay Moldaviana tafakatra lalao famaranana tamin'ny EurovisionTafakatra tamin'ny fifaninanana famaranana Eurovision i Pasha ParfeniMpanoratra Daria DergachevaNandika Liva Andriamanantena15 Mey 2023
Manao vazivazy hahazoana fanohanana amin'ny Instagram ofisialy ny mpandray anjara amin'ny Eurovision ao MoldaviaMilaza ny mpiserasera fa hifidy an'ny Moldava katsikana izy ireoMpanoratra Daria DergachevaNandika Raveloaritiana Mamisoa14 Mey 2023
Mpihira nahazo sazy an-tranomaizina henjana noho ny fandoroana ny biraon'ny miaramila ao RosiaMisy hantsana ara-taranaka eo amin’ireo mpihira manohitra/manohana ny adyMpanoratra Daria DergachevaNandika Raveloaritiana Mamisoa08 Mey 2023
Manaraka izay voasoratra fahiny ny fitsapankevi-bahoaka momba ny lalàm-panorenana ao ‘Ozbekistàna Vaovao’Fomba tsy refesimandidy fanao fahiny no nanolorana ireo fanavaozana nampanantenainaMpanoratra Nurbek BekmurzaevNandika avylavitra07 Mey 2023