Mpikatroka roapolo avy amin'ny farany havanana voaheloka vokatry ny fanafihana mpanao gazety tamin'ny 5 jolayFarafahakeliny mpanao gazety 50 voadaroka nandritra ny diabem-PIREHAREHANA nomanina tamin'ny taon-dasa.Mpanoratra Arzu Geybullayeva, OC MediaNandika Sylvia Aimée30 Avrily 2022
Fianakaviana mitolona mitady izay hanampiana ireo Azerbaidjaney tafahitsoka ao amin'ny tanàna iray tratry ny fahirano ao OkrainaTratry ny fahirano nanomboka tamin'ny 3 Martsa i MariupolMpanoratra Chaikhana.mediaNandika Candy26 Avrily 2022