Tantara mikasika ny Fahalalahàna miteny tamin'ny Avrily, 2018
Miteraka Fandraràna ny 3G Ao Kambodza Ny Fahatahorana Sary Vetaveta
Nitarika ny fangatahan'ireo vadinà tomponandraiki-panjakana hanao fanangonan-tsonia hanakanana ny teknolojia vaovao 3G ny tahotra ny fiparitahan'ny sary vetaveta manerana ny finday azo hijerena lahatsary.
Netizen Report: Mangataka valinteny avy amin'ny Facebook ireo mpikatroka manerantany
Ny Advox Netizen Report dia manome topi-maso iraisam-pirenena momba ny fanamby, fandresena sy vaovao malaza momba ny zo aterineto manerantany.
Ejypta: Bilaogera very asa noho ny famoahany ny mahasandoka ny tantaran'ilay fitaovana maha-virjiny hosoka
Nanomboka nanontany tena ny Ejiptiana raha hanomboka hanafatra Hymen Shinoa i Ejypta ary voaraoka kosa i Amira Al Tahawi, izay niara-niasa tamin'ny Radio Netherlands tamin'izany fotoana izany noho ny famoahana fa lainga ny tantara hymen Shinoa.
Nambaran'ny fitsarana rosiana ny fandraràna ny Telegram, mihantsy, mitsiky… ary manahy ny mpisera
Ary raha manakaiky ny farany ho tonga any amin'ny fanapahan-kevitra hanakana ny fampiasa ny tolona maharitra herintaona ifanaovan'ny Telegram sy ny manampahefana rosiana, nisy fahamaimaizana ary matetika lasa manamaivamaivan-javatra ny setrin'ny filazana.
Manabaribary ny Toetran'ny Fahalalahàna miteny Ao Espaina Ny Fandoavana Sazy Noho Ny Sary Namboarina
Onitra 480 euros no nambara ho an'i Daniel Serrano, tovolahy iray 24 taona, noho ny namoahany tao amin'ny aterineto ny sarin'ny tarehiny nampifanamboarina tamin'ny sarin'i Kristy.
Ejypta: andeha tifirina ireo mpanao fihetsiketsehana!
Raha niresaka momba ny fihetsiketsehana miverimberina sy ny fihetsiketsehana manohana ny demokrasia faha-6, voatsikera ireo mpikambana ao amin'ny Antokon'ny fitondrana (NDP) ao amin'ny Parlemanta nandritra ny fifamaliana teo amin'ny solombavam-bahoaka mpirahalahy Miozolomana sy ny mpanao hetsi-panoherana tao amin'ny firenena.
Bahrain: ‘Tahaka ny manakana masoandro ny fanivanana fahalalaham-pitenenana’
Tsy afaka manakana ny teny soratana tsy hiely ny sisintany sy ny sivana , hoy ny bilaogera Bahrainita iray. Tsy manao afa-tsy ny miezaka manakana masoandro ireo izay miezaka manakana ny fivezivezem-baovao an-kalalahana, hoy izy tamin'ny lahatsoratra amin'ny teny Arabo.
Ejypta: Tsy misy sokajin-taona ny zava-pisotron'ny lehilahy!
Ity lahatsoratra ity dia nadikan'i David Faure, mpianatra kilasy fanomanana ECT2 ao amin'ny Lisea Ozenne de Toulouse, eo ambany fanarahamason'ny profesorany Audrey Lambert, izay ao anatin'ny tetikasa momba ny fanabeazana "Fidirana amin'ny fandikan-teny ny vaovao malaza".
Kiobà: Maty Tao Amin'ny Fonjan'i Havana Ilay Gadra Politika Nitokona Tsy Nihinan-kanina
Sady niteraka fahanginana no niteraka fahatezerana antserasera ny fahafatesan'ilay gadra politika Kiobàna voalohany maty tamin'ny fitokonana tsy nihinan-kanina.
Bahrain: Naato Iray Andro Ny Gazety Akhbar Al Khaleej
Naato iray andro ny gazety tranainy indrindra mivezivezy ao Bahrain, Akhbar Al Khaleej, taorian'ny namoahany lahatsoratra iray mitsikera ny sasany tamin'ireo mpitondra Iraniana ...