Tantara mikasika ny Ny Tetezana - The Bridge tamin'ny Septambra, 2023

Fiainana tsy mateza ao an-tampon-tanànan'i Kingston, Jamaika

  02 Septambra 2023

Mieritreritra ny honina amin'ny trano kely kokoa i Emma Lewis, mpandray anjara ato amin'ny Global Voices, saingy ny triatra ao amin'ireo trano notsidihany dia mety manondro olana lalina kokoa manodidina ny “fivoarana-fampandrosoana vaovao” ao Kingston.