Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Indreto lahatsoratra anaty sokajy Ny Tetezana – The Bridge, manasongadina soratra, eritreritra, fanehoankevitra ary fanadihadiana tsy nalaina tàhaka avy amin'ny fomba fijerin'ny tsirairay ao anatin'ny fikambanana Global Voices.

RSS

Tantara mikasika ny Ny Tetezana - The Bridge tamin'ny Janoary, 2018

Ny Marina Saro-Dazain'Ilay Mpifindramonina, Mpikatroka ary Mpisolovava Momba ny DACA

Tsy maintsy manana fahahatsapana lalina ho nofitahina ireo misitraka ny DACA. Saingy zavadehibe ihany koa ny itakiantsika mihoatra noho ny fanohizana ny politika izay manome tombontsoa marefo sy vonjimaika.

Mihiaka Ny Vahoakan'i Iran: Lahatsary Maro Amin'ny Fihetsiketsehana

Nidina an-dalambe mba hanohitra ny governemanta ny olom-pirenena ao Iran, indreto lahatsary maromaro momba ny fihetsiketsehana nandritra ny andro vitsivitsy tao Iran.