Tantara mikasika ny radio-los-inestables
Los Inespertos: Mikaroka Vaovao Avy Eny An'arabe

Miditra amin'ny fampiharana ny zavatra nianarany momba ny podcast ny Los Inespertos, mpandray anjara avy amin'ny Radio Los Inestables, nahazo famatsiana tamin'ny Rising Voices, tamin'ny firotsahany an-dalambe nanangona ny feon'ireo mpanao hetsi-panoherana tao Córdoba, Arzantina.