Tantara mikasika ny Ny Tetezana - The Bridge tamin'ny Janoary, 2017
Vohitra iray ao Alep,Siria, Lasa Fenitra Vaovao Ny Daroka Balafomanga
Fony lasibatry ny tifitra balafomanga nataon'ny tafika siriana ny vohitra nonenany tao Alep, gaga ilay bilaogera sady mpikatroka, Marcell Shehwaro, saingy tsy tena izany loatra, tamin'ny hafainganan'ny fiverenan'ny fiainan'ny olona ho toy ny "isanandro".
Adin'i Syria, Mety ho Ananana Lahatahiry Betsaka Indrindra Hatramin'izay—Nefa Kely ny Fantatsika Momba Azy
Tamin'ny fiafaran'ny fahirano mandravarava an'i Aleppo atsinanana, mijery sy misaran-kevitra ary mifandresy lahatra amin'ny dikan'ny hafatra zarain'ireo sisa tavela ao amin'ny fampitam-baovao izao tontolo izao.
Iraniana-Amerikana Mpamorona Lamaody any New York, Mampiasa ny Lamaody Hiteraka Fiantraikany Ara-tsosialy
Iraniana-Amerikana, mpahay maritrano, namorona marika nosainina avy amin'ireo tanàna, mba hampisy “fampahafantarana ireo toerana sy fampiroboroboana ny lamaody ihany koa ho fitaovana fampitàna hafatra mba hiteraka fiantraikany ara-tsosialy.”