Indreto lahatsoratra anaty sokajy Ny Tetezana – The Bridge, manasongadina soratra, eritreritra, fanehoankevitra ary fanadihadiana tsy nalaina tàhaka avy amin'ny fomba fijerin'ny tsirairay ao anatin'ny fikambanana Global Voices.

RSS

Tantara mikasika ny Ny Tetezana - The Bridge tamin'ny Jona, 2020

Tsangambato tranainy, sarintany vaovao

  25 Jona 2020

"Tsy izany mihitsy no heverin'ny mpankasitraka ao an-toerana an'i Columbus atsangana: ho azy ireo, tsy hoe manapaka ihany ny sarintany taloha, fa tokony mbola hanapaka, na inona na ahoana ny habetsahan'ny ra latsaka tamin'izany."