Tantara mikasika ny vatsiana

Fampahafantarana ny fiteny Tz'utujil ao amin'ny media sosialy

Rising Voices  09 Jolay 2018

Izany dia nanomboka tamin'ny vondrona sy ny pejy Facebook ho an'ny tetikasa vatsiana ara-bola tao San Juan La Laguna, Goatemalà izay niara-miasa tamin'ny tanora tao an-toerana mba hamelona indray ny fiteny T'zutujil Mayana amin'ny alàlan'ny fampiasana ny media sosialy. Manoratra momba ireo hetsika ireo i Israel Quic.

Eikofɨ: Eo An-trotroan'Ineny Tany

Rising Voices  05 Marsa 2015

"Mpiambina ny loharanon-karena voajanahary izahay", hoy ilay olo-kendry Juan Kuiru tamin'ny tetikasa Yadiko Urukli avy ao Amazonia Kolombiana nahazo vatsy avy amin'ny Rising Voices

Manangana Fitaovana Ho Firaketana Ny Mozika

Rising Voices  28 Novambra 2014

Nanangana ny lafika ataovy-miainga-aminao ny tetikasa "The South of South" tohanan'ny Rising Voices mba hisian'ireo fitaovana fandraketana izay ho azo entina mitety toerana hiraketana ireo fiaraha-miasa amin'ny sehatry ny mozika any Yucatan Peninsula ao Meksiko.