Indreto lahatsoratra anaty sokajy Ny Tetezana – The Bridge, manasongadina soratra, eritreritra, fanehoankevitra ary fanadihadiana tsy nalaina tàhaka avy amin'ny fomba fijerin'ny tsirairay ao anatin'ny fikambanana Global Voices.

RSS

Tantara mikasika ny Ny Tetezana - The Bridge tamin'ny Mey, 2022

Vaovao mendrika atao printy

GV Mpisolovava  13 Mey 2022

Amin'izao Andro Manerantany amin'ny Fahalalahan'ny Fanaovan-gazety 2022 izao no anopaza-maso ny anjara toerana lehibe ny fampitam-baovao amin'ny maha-mpiaro ny fahamarinam-baovao azy indrindra fa amin'ny vanim-potoanan'ny krizy.