Tantara mikasika ny Ny Tetezana - The Bridge tamin'ny Novambra, 2017
Afgàna Mpatory An-dàlana i Asharaf Barati, Talohan'ny Nahalasa Azy Ho Mpandraharaha Mahomby, Manonofy Ny Hanarina Ny Fireneny
"Te-hampiasa vola any Afganistàna aho, tsy nanadino velively ny fireneko aho ary tsy afaka ny hiaina finaritra raha mahafantatra fa mijaly ny mpiray tanindrazana amiko."