Tantara mikasika ny Ny Tetezana - The Bridge tamin'ny Novambra, 2018
Fiampitàna An'Ireo Sisintany Siria-Tiorka: Loza Isan'ora
"Nanao hazakazaka madinika 50 metatra teo ho eo izy ireo manelanelana ny làlana tara sy ny tendrombohitra... 30 minitra taty aoriana, nijanona ilay mpitaridalana sady niteny tamin'izy ireo fa efa nihoaran'izy ireo ny faritra mampididoza."
Misy zavatra ampahibemaso bebe kokoa noho nyTwitter ve?
Inona ny fitsipika amin'ny famoahana sioka tsy nahazoan-dalana? Amin'ireo mpiserasera an-tapitrisany, hitan'ny olon-drehetra ve ny zavatra rehetra lazaintsika ao amin'ny Twitter?