Tantara mikasika ny Ny Tetezana - The Bridge tamin'ny Oktobra, 2015
Endrika Roa amin'ny Zavamisy Iray: Vaninandro Mafana Tao Amin'ny Nosy Chios (Gresy)
Ho an'ny mponina ao amin'ny nosy Gresy ao Chios, nitondra lesona ny vaninandro mafana lasa teo fa "hitohy. . . raha mbola miraikitra ny fahoriana ao anatiny sy ivelan'ny firenentsika."
Inona Momba Anao Manokana Moa Rehefa Siriana Ianao?
"Ahoana no fomba hanavahana ny ampahany an'ny tena manokana sy ny an'ny daholobe ao anatin'ny habibianao manoloana ireo izay te-hamono anao fotsiny noho ny ezakao hametraka ny zonao manokana sy ny an'ny daholobe?"
Mavesa-danja Ny Tombontsoan'ny Pasipaoroko Kanadiana Noho Ireo Krizin'ny Ny Mpitsoa-ponenana Miha-Mitombo
Ny pasipaoro manana tombontsoa manokana angamba no tena zava-tsarobidy kokoa ao anatin'ny fihomboan'ny olan'ny mpitsoa-ponenana. Tokony ho afaka hamaritra ny fahavelomana na fahafatesana eo amin'ity tany ity ve ny taratasy iray?
Nalaina an-keriny, Fa Mbola Ao Anatin'ny Fahatsiarovan'ireo Syriana Hatrany i Sameera
Mpampianatry ny fanantenana i Yasin Al Hajj Saleh. raha afaka mitsiky manoloana ny fanantenana izy, inona ny fialantsininao?
Okraina : Demôkrasia Mitovy Amin'ny Hafa Ve ?

« Miady ho an'ny fandriampahaleman'ny tanibe Eorôpeana manontolo izahay »[1]. Toy izany no nilazan'ny filoha Okraniana, Petro Porochenko, ny volana Aogositra lasa teo, ny ady ataon'ny miaramilam-panjakana amin'ireo mpisintaka mpomba...