Indreto lahatsoratra anaty sokajy Ny Tetezana – The Bridge, manasongadina soratra, eritreritra, fanehoankevitra ary fanadihadiana tsy nalaina tàhaka avy amin'ny fomba fijerin'ny tsirairay ao anatin'ny fikambanana Global Voices.

RSS

Tantara mikasika ny Ny Tetezana - The Bridge tamin'ny Febroary, 2022

Fandraràna tsy hivezivezy, Japàna sy izaho

COVID-19  21 Febroary 2022

Noho ireo fandraràna henjana, ary amin'ny lafiny sasany, tena tsy takatry ny saina, ataon'i Japàna noho ny fisian'ny COVID-19 amin'ny fivezivezen'ireo vahiny, sarotra ny hilaza hoe rahoviana aho no ho afaka hiverina.