Tantara mikasika ny Ny Tetezana - The Bridge tamin'ny Jona, 2016
Brexit: Vaky Fo, Fa Tsy Vaky (Potika)
Ny tsy firaharahiana ny politikan'ny firenentsika no mahatonga antsika ho toy izao ankehitriny. Nampiada-tena loatra isika, ary tsy niditra tamin'ny fanapahan-kevitra sy ny politika izay nampisy fiantraikany goavana tamin'ny fiainantsika.
‘Ilay Andro Nahalasa Ahy Ho Tarehimarika Adaladala': Ny Dian'ny Siriana Iray Mpialokaloka Ho Any Eoropa
"Zavatra tsy irinao hiainana velively mihitsy raha tsy hoe tena efa tsy mahita hiantorahana intsony ianao," hoy Zozan Khaled Musa manoratra momba ny diany hikaroka fialofana namakivaky ny Atsinanan'i Eoropa.
Mampanantena Hamaly Fankahalàna Amin'ny Fitiavana Bebe Kokoa Ireo Miari-Tory Tao San Francisco Ho An'ireo Niharam-boinan'i Orlando
"Tsy amin'ny anaranay" hoy izy ireo. Vonona tsy hamela ity zava-nitranga (fanafihana) ity ho ampiasaina amin'ny fanaovana ho lasibatra bebe kokoa ny Silamo any Amerika sy manerana izao tontolo izao ny tsirairay tamin'ireo mpandray fitenenana..'
‘ Toy Ny Dia Tsy Mety Ho Tapitra’ Ho An'Ilay Syriana Mpitsoa-Ponenana Iray Nandeha Sambo Niampita An'I Gresy
"Lainga fotsiny ny hevitr'ilay dia azo antoka ... izay nampiasainay mba hampaherezana ny tenanay. Fantatro fa mpandainga izy rehetra ,mahazo harena amin'ny fanondranana olona."