Tantara mikasika ny efitrano famoahambaovao
Nohavaozinay ny Torolàlana momba ny Famerenana Mamoaka Lahatsoratra GV: Ireto no tokony ho fantatrao
Raha olom-baovao amin'ny vondrompiarahamonina GV ianao, na tsy dia mbola zatra loatra miaraka amin'ny fametahana lisansa Creative Commons sy ny fomba fiasàny, amporisihanay ianao hiverina hijery ny pejy nasiana fanavaozana momba ny Torolàlana Famerenana Mamoaka Lahatsoratra.
Andrana tefiendrika ato amin'ny Global Voices, sy ny karazana “Skinny Post” (Lahatsoratra Manify)
Andrana A/B ho an'ny tefiendrika lahatsoratra vaovao tsy asiana tsanganana 'sidebar' ataon'ny GV. Fantatro ny momba ny dingana arahana, ny fiovàna ketrehina ary hoe inona marina moa ity andrana A/B ity!
Tafita any amin'ireo mpihaino radio ao Taiwan ny fitantaran'ny GV momba ireo vondrompiarahamonina indizeny
Nifampizara traikefa tamin'i Yanne C mpikambana ato amin'ny vondrompiarahamonina GV ny onjampeo iray ao Taiwan mba hizara ireo tantaran'ny GV momba ny vondrompiarahamonina indizeny erantany.
Manambara ny fiarahana miombona antoka ara-botoaty miaraka amin'ny KIRRT
Manambara ny fiarahany miombona antoka amin'ny tetikasa Kirrt izay manangona ireo mpanao asa tanana sy mpanakanto avy ao amin'ny faritra Punjab any India ny Global Voices mba hanolorana sy hampiroboroboana ny asan'izy ireo.
Ireo lahatsoratra tselika an'ny Facebook: Avereno fafàna ireo lahatsoratrao raha nisy fanitsiana manan-danja natao
Rehefa manavao lahatsoratra iray efa navoaka ianao, ny an'ny Facebook ho lany andro, tsy maintsy mampiasa an'ity fitaovana fanaovana 'debogage' an'ny facebook ity ianao mba "hanadiovana" an'ireo lahatsoratrao raha toa nisy fanovàna manan-danja natao an'izany lahatsoratra izany
Ahoana no fijerintsika ireo loharanom-baovao ato amin'ny Global Voices #MediaLitMondays
Matoky ny Global Voices fa manan-jo hahazo vaovao betsaka araka izay azo atao ao amin'ny loharanom-baovaontsika ny mpamaky antsika. Araka ny voalazan'ny fehezan-dalànan'ny famoahan-dahatsorantsika.
Inona no anarana tokony homentsika ny Podcast Newsroom GV?
Maso an'arivony manerantany no mamaky ny Global Voices isan'andro. Ahoana raha hanana sofina an'arivony mihaino ihany koa?
Manana 10 minitra? Mila ny feonao ny Podcast Global Voices!
Te-hampiditra ny feon'ny maro, mpikambana GV maro ao amin'ny Ny herinandro tao amin'ny fandraketam-peon'ny Global Voices izahay mba handrenesan'ny mpihaino ny fimaroan'ny vondrom-piarahamonintsika!
Revizionista mpikatsaka fiovàna ve ny GV? Momba ny politika fanontàna lahatsoratra vao haingana ato amin'ny GV
Revizionista mpikatsaka fiovàna ve ny GV? Momba ny politika fanontàna lahatsoratra vao haingana ato amin'ny GV
Filoham-pirenena vaovao feno misitery ao Goatemalà
Ny safotofoto ao ambadik'ireo valintenin'i Jimmy Morales mikasika ny governemantany sy ireo politika dia mety ho porofo iray amin'ny maha tsotra loatra azy na ny fahasahian-dratsiny. "Hahavita betsaka isika ao amin'Andriamanitra ", hoy ny nambaran'ny filoham-pirenena vaovao an'i Goatemalà.