Tantara mikasika ny Ny Tetezana - The Bridge tamin'ny Aogositra, 2018

Ny fanabeazana sy ny foto-kevitra venezoelana

  28 Aogositra 2018

Mieritreritra izany firenena izany aho ary mahatsapa tahotra. Rehefa mandeha eny an-dàlambe maloto sy feno korontana ao Caracas aho, dia mijery ny manodidina ary tohina indray amin'ny endrik'i Chávez mijery ahy avy eny rehetra eny.