Tantara mikasika ny Ny Tetezana - The Bridge tamin'ny Oktobra, 2023
Ahoana ny hinamanana amin'olona miala aina
Nataontsika hanjavozavo ny zavatra tokana antoka eo amin'ny fiainana.
‘Maty ve aho?': Fijoroana vavolombelon'ny nanatri-maso avy ao Gaza
'Sary mavesatra voasokitra ao an-tsaina, fahatsiarovana ho tsaroako mandra-maty no nentiko nody'
Sarin'ny sesitany: Iraniana ‘miaramilan'ny rariny’, Sholeh Pakravan
Nandritra ny fotoana iray mahavaky fo tany ambadiky ny rindrin'ny fonja iraniàna no nahafantaran'i Sholeh ny namonoana ny zanany vavy Reyhaneh noho ny famonoana mpiasa iray fahiny tao amin'ny ministeran'ny fanangonam-baovao nanandrana ny hanolana azy.
Ny zava-misy tsy azo ihodivirana ao Gaza: fody, anjombona, ary ny maha tafavoaka velona
Izany no Gaza, fiainana mangidy, izay mitondra anay manakaiky ny hantsana ny isan'andro. Miatrika lozam-pahafatesana isan'andro izahay, eo ambany vesatry ny mpampahory tsy ara-drariny.
Fandinihana ny olan'ny fiovaovan'ny toetrandro sy tsy fahampian-drano ao Tanzania, ary fikarohana vahaolana mahomby
"Ny vehivavy sy ny ankzy no mizaka ny mavesatra indrindra mitatitra rano. Vokany, mihena ny fahafahan'izy ireny mahazo fampianarana sy fivoaran'ny tena manokana, manidy azy ao anaty kiboriborim-pahantràna"
Fanaraha-maso ny haino vaky jery, fandrahonana mihatra amin'ny demaokrasia any Nizeria
Laharana faha-123 amin'ny firenena 180 ao amin'ny World Press Freedom Index (Tondro momba ny Fahalalahan-gazety Eran-tany) ho an'ny taona 2023 i Nizeria.