Indreto lahatsoratra anaty sokajy Ny Tetezana – The Bridge, manasongadina soratra, eritreritra, fanehoankevitra ary fanadihadiana tsy nalaina tàhaka avy amin'ny fomba fijerin'ny tsirairay ao anatin'ny fikambanana Global Voices.

RSS

Tantara mikasika ny Ny Tetezana - The Bridge tamin'ny Jolay, 2019

Momba ny fifindrana

  13 Jolay 2019

Miaiky aho fa misy ny fikatsoan'ny alahelo manoloana ny endriky ny tatitra maro isan'andro. . .tahaka ny zara raha azo lazaina ho voambolana mety aminy ny fankahalana vahiny amin'ny heviny manokana.