Indreto lahatsoratra anaty sokajy Ny Tetezana – The Bridge, manasongadina soratra, eritreritra, fanehoankevitra ary fanadihadiana tsy nalaina tàhaka avy amin'ny fomba fijerin'ny tsirairay ao anatin'ny fikambanana Global Voices.

RSS

Tantara mikasika ny Ny Tetezana - The Bridge tamin'ny Novambra, 2019

Mozeantsaina: Nahoana isika no tokony hikajy ireo fiteny tandindonin-doza

Rising Voices  07 Novambra 2019

Ny fampatezàna fiteny tandindonin-doza dia mampiditra ny fanovana ny fomba ijerena ireo mpiteny ireo fiteny ao amin'ny vondrom-piarahamonina misy azy, ny fomba hanomezana endrika ny fiteny ao amin'ny fampitam-baovao ao an-toerana sy mahasahana ny firenena, ary ny fomba hanomezan'ny governemanta lanja azy.