Tantara mikasika ny Ny Tetezana - The Bridge tamin'ny Mey, 2017

Famelaberan-kevitra Avy Amin'ny Venezoeliana Iray Sahiran-tsaina: Ny Holatry Ny Tantara

Andro vitsy lasa izay, nilaza tamiko ny iray tamin'ireo namako efa ela fa rehefa avy nifindra-monina izy, dia nahita fa mankahala ny maha Venezoeliana azy. Izany no tena andian-teny nampiasainy. Tsy fantatro izay tokony holazaina, mijery ny tavany ao amin'ny efijery Skype miaraka amin'ny fahatsapana fiahiana sy fangirifiriana lehibe.

18 Mey 2017