Tantara mikasika ny Ny Tetezana - The Bridge tamin'ny Jolay, 2022
Fomba manao ahoana no nampiombonan'ity nosy toniziana ity ny miozolomana sy ny jiosy
“Mitoetra ho tsimialonjafin'ny sivilizasiona i Djerba sy tanin'ny fandriampahalemana sy ny fandeferana ho an'ny rehetra, ka avy amin'izany no ipoiran'ny hafatry ny fitiavana sy ny fiadanana,”
Sri Lanka: Ny fivoaran'ny toeram-pihetsiketsehana Gotagogama sy ny manodidina azy, an-tsary
Mpaka sary Sri Lankey Sandesh Bartlett maka sary ny fomba nisian'ny fihetsiketsehana am-pilaminana manohitra ny governemanta Rajapaksa tao amin'ny Galle Face Green ao an-drenivohitra Colombo, nanomboka ny Marsa ka hatramin'ny Jolay 2022.
Nahoana no misy idiran'ny resaka tombony amin'ny visa ny fahalalahan-gazety
Tsy ilaina amin'ny asa maha-mpanao gazety izany afa-mandao ny firenenao izany — na aiza izy ireo no monina na aiza.
Miditra vanim-potoana vaovao ara-politika ny ao Sri Lanka
Ny fitroarana faobe milamina tamin'ny 9 Jolay 2022 no nitondra ny fiafaran'ny vanim-potoana ara-politika iray izay nanomboka tamin'ny famoahana ny lalàmpanorenan'i Sri Lanka tamin'ny taona 1978, lalàm-panorenana izay nanimba tanteraka ny demokrasia, ny fanjakana tan-dalàna ary ny zon'olombelona ao amin'ny firenena.
Hatavezana hita sy maharitra
"Ny fiainako manontolo, tsy mino aho fa mbola nahatsapa fa mila maka toerana kely kokoa, afa-tsy ao amin'ny vatako.."