Tantara mikasika ny Fihaonan'ny jamba
Blind Dates: Ny Feon'ny Radio Antserasera ao Thessaloniki

Manome hirika tsy manam-paharoa ho an'ny taranaka vaovao mpamokatra radio, izay mpikambana ao amin'ny vondron'olona jamba any Thessaloniki ny Radio Blind Dates, azo jerena ao amin'ny sehatra My Radio Stream,
Fihaonan'ny Jamba: Ny Goalball Sy Ny Fikarakarana Zaridaina

Toy ny ahoana ny fiainana ho an'ny fianakaviamben'ireo jamba any Thessaloniki, Gresy? Ireo bilaogera vaovao avy amin'ny tetikasa Blind Dates dia nanoratra lahatsoratra mikasika ny laàlam-baovao entin'ny teknolojia hanampiana azy ireo, hatramin'ny fomba andanian-dry zareo ny fotoam-pialamboliny, toy ny fikarakarana zaridaina na fanaovana fanatanjahan-tena toy ny goalball.