Tantara mikasika ny Teny afrikana sy Dizitaly-digiafricanlang
Fiarahabana avy amin'…” i Siya Masuku, mpikatroka nomerika ho an'ny fiteny isiZulu avy ao Afrika Atsimo
Asain'ny Rising Voices ianao hiaraka aminay amin'ny andiany fahatelo amin'ny "Fiarahabàna avy any.." ka amin'ity dia anasongadinana an'i Siya Masuku, mpikatroka dizitaly ho an'ny fiteny isiZulu ao Afrika Atsimo
“Fiarahabana avy amin'…” i Lucy Iwuala, mpikatroka nomerika ho an'ny fiteny Igbo avy ao Nizerià
Asain'ny Rising Voices ianao hiaraka aminay amin'ny andiany fahatelo amin'ny "Fiarahabàna avy any.." ka amin'ity dia anasongadinana an'i Lucy Iwuala, mpikatroka dizitaly ho an'ny fiteny Igbo ao Nizerià
Fiarahabana avy amin'…” i Oratile Olivia, mpikatroka nomerika ho an'ny fiteny Setswana avy ao Afrika Atsimo
Asain'ny Rising Voices ianao hiaraka aminay amin'ny andiany fahatelo amin'ny "Fiarahabàna avy any.." ka amin'ity dia anasongadinana an'i Oratile Olivia, mpikatroka dizitaly ho an'ny fiteny Setswana ao Afrika Atsimo
Fiarahabana avy amin'…” i Surajo Teete, mpikatroka nomerika ho an'ny fiteny Fulfulde avy ao Nizerià
Asain'ny Rising Voices ianao hiaraka aminay amin'ny andiany fahefatra amin'ny "Fiarahabàna avy any.." ka amin'ity dia anasongadinana an'i Surajo Teete, mpikatroka dizitaly ho an'ny fiteny Fulfulde ao Nizerià
[Karatra paositaly misy feony] “Fiarahabàna avy amin’ …” i Umasoye, mpikatroka dizitaly ho an'ny fiteny Ekpeye avy ao Nizerià
Asain'ny Rising Voices ianao hiaraka aminay amin'ny andiany voalohany amin'ny "Fiarahabàna avy amin'.." ka amin'ity dia anasongadinana an'i Umasoye, mpikatroka dizitaly ho an'ny fiteny ekpeye ao Nizerià
Franca Umasoye Igwe: Mampiroborobo ny fiteny Ekpeye ao Nizerià
Franca Umasoye Igwe no mampianatrano ny kaonty Twitter @DigiAfricanLang manomboka ny 6 hatramin'ny 12 Jolay 2023, hizara ireo fomba sarobidy tsy lany hamamiana momba ny fiteny Ekpeye ao Nizerià.
Toroga Denver: mpampiroborobo ny fiteny Khoikhoi ao Afrika Atsimo
Toroga Denver no mampianatrano ny kaonty Twitter @DigiAfricanLang manomboka ny 29 Jona hatramin'ny 5 Jolay 2023, hizara ireo fomba sarobidy tsy lany hamamiana momba ny fiteny Khoikhoi ao Afrika Atsimo
Ny andraikitr'i Faisal Ali amin'ny fisavàna làlana ny Pidgin Ganeàna ao amin'ny Wikipedia
Faisal Ali, mpirotsaka an-tsitrapo ao amin'ny Wikimedia, fantatra kokoa amin'ny anarana hoe DaSupremo, dia nandray anjara tamin'ny fanombohana ny Pidgin Ganeàna ao amin'ny Wikipedia mba ho fitahirizana ny fahamaroam-piteny ety anaty sy ivelan'ny aterineto
Fihaonan'ireo “Wikimedians” hankalaza ny fahamaroam-piteny ao Ghana
Ny fihaonan'ireo ghaneàna "Wikimedians" ho an'ny fiteny dia hamory ireo vondrom-piarahamonina isankarazany mba hankalazàna ny fahamaroam-piteny, hampiroboroboana ny fiarahamiasa sy ny fampiatiana ao anatin'ny tontolon'ny Wikimedia ao Ghana, ary asiana tsindrimpeo amin'izany ny fanilihana ny fanjanahana ny aterineto amin'ny alàlan'ireo votoaty avy ao an-toerana
Mampiasa teknôlôjiam-panabeazana ho fitaovam-pianarana Yòrúba i Ọpẹ́yẹmí Adémọ́lá
Amin'ny maha mpiteny Yòrúba hatry ny fony izy vao teraka, miasa ho mpandrafitra votoaty ao amin'ny sehatra fianarana teny Nizeriana Sorolingo i Opeyemi