Tantara mikasika ny Ny Tetezana - The Bridge tamin'ny Marsa, 2022
Fijerin'ny Kôlômbiàna ny vokatra ‘Encanto’ an'ny Disney
"Ny lafy tsara amin'ny fijery an'ilay firenena tian'ireo Kôlômbiàna hanànany" no asongadin'ilay sarimihetsika.
‘Mbola henoko ny feon'izy ireo': Vehivavy telo niasa ho an'ireo marefo indrindra tao Jamaika
Manome voninahitra ireo vehivavy telo izay nitsangana hiaro ny zon'ireo vehivavy namana sy ireo olona marefo hafa, na tao Jamaika na manerana an'i Karaiba.
Hira maneho ny feon'ny vahoaka voarara any Nizeria sy Ogandà
Niafara tamin'ny fanasaziana sy/na fandrarana azy ireo tanteraka Ireo hiran'ny tarika sy mpitendry mozika malaza voarara ireo, na dia neken'ny manampahefana tamin'ny voalohany aza.
Nahoana no mitsiriritra ny Okrainiana ny Uyghur
Tian'ny Uyghurs raha milaza amin'ny Okrainaina ny hoe: "Aza kivy miady, raha tsy izany, samy hiatrika fahafatesana mitovy aminay ianareo rehetra."
Inona no mahatonga ny fahanginan'India amin'ny fanafihan'i Rosia an'i Okraina?
Amin'ny maha-olom-pirenen'ny fiarahamonina taorian'ny fanajanahantany ahy, dia mihinginingina aho amin'ny fametrahana fa izao tontolo izao dia tsy maintsy manao laharam-pahamehana avy hatrany ny tanjona sy ny olan'ny tandrefana fotsy hoditra mihoatra noho ny [anay].
Handeha hiaraka hiady amin'ny herisetra amin'izao Andro Iraisam-pirenena ho an'ny Vehivavy izao
Amin'izao Andro Iraisam-pirenena ho an'ny Vehivavy izao, tsy maintsy miara-miasa isika mba hahatonga ny vehivavy hitovy eo anivon'ny fiarahamonina, manomboka amin'ny fanafahana amin'ny herisetra, miaraka amin'ny fifanekena iraisam-pirenena ho an'ny fahatsapan-tena sy fandraisana andraikitra lehibe.
Tsy mahita afa-tsy ao amin'ny tontolom-baovao ataontsika manokana ve isika?
Afaka manaraka ny vaovao amin'ny fiteny maro izahay ary manao tsoa-kevitra, misafidy izay zarainay sy izay marihinay ho fandisoam-baovao.
Rosia sy Amerika Latina: Tena lavitra nefa tena akaiky
Mino i Potinina fa mbola mihevitra an'i Amerika Latina ho tokotaniny i Etazonia ary mifototra amin'izany, milaza fa manana zo mitovy amin'izany i Rosia hitaona an'i Okraina.