Tantara mikasika ny Ny Tetezana - The Bridge tamin'ny Aogositra, 2020
Amin'ny maha-Salvadoreana ahy, marika fiainana azo antoka i Etazonia ho ahy saingy rava izany ankehitriny
Mampisalasala sy mahavery fanantenana ho an'ireo mpifindra monina toa ahy ny fanavaozana tsy misy fitsaharana ny rafitry ny fifindramonina any Etazonia eo ambany fitantanan'i Trump.