Tantara mikasika ny firavoravoana
Tsy fisian'ny WhatsApp ny andron'ny 4 Oktôbra, nanosika ny fitomboan'ny fampiasàn'ny olona ireo teknolojiam-pifandraisana fahiny

“Lava be ny lisitr'ireo lahatsary fako ato amiko sy ireo saripika novaovaina izay mila alefako ANDROANY amin'ireo nenitoa sy beben'ireo olona....”
Schrödinger GV'r

Ahoana no haha-GV'r na tsia anao? Mba haavo hafahafa manakory loatra amin'ny maha-mpikambana no voasokatr'ity mpilalao ity?
Fihaonan'ny mpikambana GV tany Beirota nokarakaraina manokana sy ireo fihaonana mahafinaritra maro hafa tsy nampoizina

Anisan'ny zavatra tsara indrindra nitranga tamiko hatramin'izay ny fidirana tato amin'ny GV 4 taona lasa izay
María Angélica Marín avy any Santiago any Shily

Fantaro i María Angélica Marín, mpandika teny sady mpanoratra ato amin'ny GV ary ankehitriny monina any Santiago, Shily.
Gabriela Garcia Calderon: Fito taona ary mbola mitohy ny fanisana…

Tsy afaka ny ho feno fankasitrahana fotsiny aho noho izay rehetra azoko hatramin'ny andro nanombohako ho isan'ny Global Voices. Fanapahan-kevitra tena nanova ny fiainako izany.
Fantaro i Anushe Noor Faheem, Ilay mpanoratra tanora indrindra ato amin'ny Global Voices

(Lahatsoratra tamin'ny volana Desambra 2014) Iray tamin'ireo fihaonana mahafinaritra virtoaly an-tserasera ny nahafantarako an'i Anushe, indrindra fa amin'ny maha tanora mpikatroka azy avy any Pakistana. Mpanoratra tanora indrindra ato amin'ny...
Tongasoa eto Cambridge ry (avy any) Havana

Miarahaba an'i Elaine Diaz avy any Kiobà ny vondrom-piarahamonina Global Voices ao Cambridge Massachusetts.
Avy ao Strasbourg miaraka amin'ny fitiavana an'ireo Teny

Fihaonana tamin'i Suzanne Lehn, mpiara-mamoaka lahatsoratra ao amin'ny Global Voices ao Frantsa. Mpanoratra ao amin'ny GV i Suzanne sady mpandikateny avy ao Strasbourg, Frantsa, ary mpankafy fivezivezena.