Tantara mikasika ny vovonana
Ireo Tantara Tianay Hotantaraina Ao Amin'ny Global Voices: Andrana Iray.

Namokatra ny pejy fandraisana heveriny ho mendrika amin'izy ireo ireo vondrona tao amin'ny fihaonan'ireo toniandahatsoratry ny efitrano famoahambavoavo, niaraka tamin'ny tantaran'ny GV izay noforonina tanteraka na nifototra tamin'ny tranga tena nisy.
Tatitra Avy Amin'ny Vovonana Nataon'ny Biraom-Pitantanana Global Voices

Jery todika momba ny andraikitra sy ny asan'ny biraom-pitantanana ato amin'ny Global Voices, fampahafantarana ny adihevitra tao amin'ny fivorian'ny vondrom-piarahamonina nandritra ny Vovonana
Fitsangatsanganana Ahitana Fanantenana: Ny Fampiratiana Sary ‘Fanantenana’ 2017 Tany Colombo, Sri Lanka

Nisy ny fampiratiana sary taona 2017 mitondra ny lohateny hoe 'Fanantenana' tao an-drenivohitry ny tanàndehiben'i Colombo, ary manamarika ny faha 70 taona hatramin'ny nahazoan'i Sri Lanka Fahaleovantena izany.
Tratry Ny Taona Ny GV! Manomboka Ny Fiandohana Vaovao Indray Isika Eto! Andao Hanatanteraka Izany Isika!

Indro ny fanombohana vaovao ry GV!
Fivoriana Atrikasa Anatiny GV – Improv Factor – Andro 1

Tanjona sy mpandray anjara Ny hanampy ireo mpandray anjara mba hampitombo fifandraisana, fahaizamanao amin'ny fanadihadiana am-bava ary ny fahalalana am-po amin'ny alalan'ny lalao no tanjon'ilay atrikasa. 8 no mpandray anjara...
Tokony Hitovy Kokoa Amin'ny Global Voices Izao Tontolo Izao

"Raha niomana hisidina hiala an'i Sri Lanka aho taorian'ny Fihaonana andiany 2017, tsy vitako ny tsy hieritreritra fa tokony hitovy kokoa amin'ny Global Voices izao tontolo izao: toerana feno fitiavana sy fangorahana handraisana an-tànan-droa ireo hevitra mitandro ny fandriampahalemana."
Anontanio ireo Mpikambana ao amin'ny Filankevitra

Mihaino izy ireo, miteny, mamaly fanontaniana, saingy ambonin'izay rehetra izay, mandray lesona avy amintsika tsirairay avy.
Vovonana GV 2017: Ilay Tsipika Manify Manasaraka Ny Fifankatiavana Sy Ny Fiaraha-mitolona

Ampy hanaisotra ireny eritreritra rehetra ireny ny andro voalohany nanaovana fivoriana anatiny, nahazoako toky fa tena tonga amin'ny toerana niriako haleha tokoa aho, tena manao izay zavatra tiako natao