Tantara mikasika ny Ny Tetezana - The Bridge tamin'ny Jona, 2021

Mikisaka koa ireo elefanta dia ao Nepal

  23 Jona 2021

Tamin'ity taona ity, angamba noho ny hetsiky ny olona tsy dia nisy loatra vokatr'ireo fepetra nandritra ny COVID-19, nikisaka tamin'ny làlany isantaona rehefa mifindra monina ireo elefanta avy any India mankany Nepal ka tonga dia nandeha nanitsy teo am-bohitra.