Tantara mikasika ny Ny Tetezana - The Bridge tamin'ny Septambra, 2017
Ny Loza Mitatao Raha Mihevitra Hetsika Miaramila Hamelezana An'i Korea Avaratra
"Izay rehetra firenena mihevitra fanafihana iray hatao amin'i Korea Avaratra dia tsy maintsy miatrika ny fanontaniana hoe 'iza no namadika an'i RPDC ho lasa faritra faikany sy mania tahaka izao."
Maninona Aho No Tsy Miaraka Amin'ny Feminisma, Na Dia Iombonana Aza Izany?
Ao anatin'ny sehatra izay tsy mba hanajàna, tsy hiraharahiana na hanilihana ny heriko, afaka mandroso ny tenako, amin'ny maha vehivavy mainty hoditra ahy.