Tantara mikasika ny Ny Tetezana - The Bridge tamin'ny Oktobra, 2020

Toetran-dahy ao anatin'ny fototarazoko sy ny jeans-ko

  14 Oktobra 2020

Filalaovana ny maha-saropady ny ato hoe tovolahy na lehilahy ao anaty fiarahamonina ao Karaiba ny filazàna fa "ny ADN maha-lahy dia efa mikoriana ao anatintsika sahady, saingy mazàna no miandry fotoana fotsiny mba hihetsehana.."