Tantara mikasika ny Ny Tetezana - The Bridge tamin'ny Oktobra, 2017

Kebab, Eny; Revolisiona, Tsia: Mpifindra-monina Sy Ny Tolona Ho An'i Katalaonina

"I was surprised that people sporting dreadlocks, turbans, braids, and other Afrocentric apparel failed to acknowledge the word "migrant" at an event supporting those being persecuted in Catalonia..." "Tena gaga aho fa ny tanora manao 'volo rasta', 'misaron-doha (turbans), mirandrana, sy ny akanjo hafa miendrika Afrikana dia toa tsy nahafantatra ny teny hoe "mpifindra monina" tao amin'ny hetsika ho fanohanana ireo izay nenjehina tao Catalonia...."

30 Oktobra 2017