Tantara mikasika ny Ny Tetezana - The Bridge tamin'ny Oktobra, 2014
Hihoatra Noho Ny Hoe Nizeria Tsy Misy Ebola
Tsy tokony hipetrapetraka amin'ny fanamarinanan'ny Fikambanana Misahana Ny Fahasalamana Maneran-tany momba ny tsy fisian'ny Ebola any aminy intsony akory i Nizeria.
Izao No Mitranga Rehefa Nahasarika Ireo Hira Malazan'i Ricky Martin
Tsy maninona izay fihevitrao momba an'i Ricky Martin, iray amin'ireo mpihira hafarana lafo indrindra ao Poerto Riko izay nitondra avo ny nosy izy.
Mahatsiaro An'i Mahsa Shekarloo, Nitondra Voalohany Ny Aterineto Tany Irana Ary Mpitaky Ireo Zon'ny Vehivavy
Maty ny 5 Septambra 2014, nodidinin'ireo fianakaviany, i Mahsa Shekarloo, mpikatroka mafana fo miaro ireo zon'ny vehivavy Iraniana ary mpanorona ny Bad Jens, gazety hita ety anaty aterineto miaro ny vehivavy. Manome voninahitra ny fiainany isika ato amin'ity lahatsoratra ity.
Ny Zavatra Nampianarin'ny Fikarakaràna Zaridaina Ahy Momba Ny Andraikitry Ny Olom-pirenena Vanona
Nandray lesona marobe tokoa ity tonian-dahatsoratsika ity, izay teraka tany Karaiba ary mipetraka any Trinidad, raha nikarakara ny zaridainany. Mizara voa valo nitsimoka tanatin'ny feon'ny fieritreretana maha-olom-pirenenana azy izy eto.