Tantara mikasika ny jatta-wootano
Jatta Wöötanö: “Haino aman-jery niomerika, fahafahana lehibe ho an'ireo Vondrompiarahamonina Teratany”

Nikarakara andiana atrikasa maro ho fampiofanana ara-nomerika ireo vondrom-piarahamonina Yekuana ao amin'ny Amazonia Venezoeliana ilay tetikasa Jatta Wöötanö mba hizarana ny zava-misy iainan'ireo vondrom-piarahamonina teratany.
Jatta Wöötanö – Yekuana, Fampitàna hafatry ny foko momba ny kolontsain-dry zareo

Ndeha ho fantarintsika ny tetikasa Jatta Wöötanö – Yekuana Mpampita hafatry ny foko, iray amin'ireo tetikaza vatsian'ny Rising Voices Amazonia avy ao Venezoelà.
Fihaonana voalohany nikarakarana ny Jatta Wöötanö tao Boca de Ninchare

Ny tetikasa Jatta Wöötanö dia manomboka amin'ny fivoriana iaarahana amin'ireo solontena sy mpitarika avy amin'ny vondrom-piarahamonina Yekuana izay monina aop amin'ny Lembalemban'ny Renirano Caura ao Venezoelà.