Tantara mikasika ny Ny Tetezana - The Bridge tamin'ny Marsa, 2017
Raha Te-hahafantatra Ny Toetoetry Ny Teknolojia Ao Kiobà, Dia Aza Variana Amin'ny Lohateny Fotsiny
Tapatapaka ny aterineto, ratsy ny kalitaon'ny fifandraisana ary midangana ny saran'ny fidirana amin'ny ateriento. Saingy tsy fantatrao amin'ny famakiana ireo lohatenim-baovao sasany izany.
Mpanao Didy Jadona ve ny Filohampirenena ao Kazakhstan? Ianao no Mandidy.
Tao anatina tafatafa vao haingana niarahany tamina mpanao gazety voafantina, nisahirana nanazava ny antony tsy mbola mampifanaraka foana ny fiarahamonina Aziatika amin'ny demokrasia i Nazarbayev.
Miady ny Ady Tsara: Mihantsy ilay Didim-panjakana Navoakan'i Trump Ireo Mpiaro ny Zon'ny Mpifindramonina
Any amin'ireo seranam-piaramanidina sy biraon'ny mpisolovava manerana an'i Etazonia, nahita kianja iraisany ireo mpisolovava sy mpikatroka mafàna fo eny ifotony, hiarahany mitolona manohitra ny didim-panjakàna momba ny fifindràmonina navoakan'ny Filoha Trump .





