Tantara mikasika ny fandikàna-voalohany

Mamisoa Isabelle Raveloaritiana: Nivady izahay noho ny Global Voices

Blaogim-Piarahamonina GV

"Niova ny ampahany tamin’ny fiainako hatramin’ny nidirako tato amin’ny vondrom-piarahamonina. Noho ny Global Voices no nahitako ny maha-zava-dehibe ny fahalalahana maneho hevitra, ny fizarana hevitra, izay nanosika sy nandrisika ahy hamorona ny bilaogiko amin’ny teny Frantsay sy Anglisy ary amin’ny teny Malagasy ; nahitako ny sila-panahiko." hoy Mamisoa Isabelle Raveloaritiana nanoratra.

24 Jolay 2019

5 taona niarahana tamin'ny GV

Blaogim-Piarahamonina GV

Nahatsapa ho maivamaivana handray anjara ao anatin'ny GV araka ny fahafahako sy izay hetahetako: Ady amin'ny fanavakavahana, ho an'ny zon'ireo LGBT, mba hisian'ny politika andraisan'ny rehetra anjara misimisy kokoa, ary fomba fijey manaraka vaninandro ananan'i Eorôpa momba an'i Brezila. ..Tiako ireo mpiray tanindrazana amiko mba hanana fomba fijery hafa!!

21 Jolay 2019

Faha-10 taona

Blaogim-Piarahamonina GV

(Fanamarihana: lahatsoratra anglisy nivoaka tamin'ny Oktobra 2014) Araka izay efa ahazoanareo sary an-tsaina azy, tena rempotra be mihitsy aho izao amin'ny asako ikendreko hanentana ho fampitomboana ny fahatongavantsain'ireo Gineàna bilaogera...

21 Jolay 2019

Ireo pejinay momba an i fandikàna-voalohany

lahatsoratra nadika voalohany