Tantara mikasika ny lohahevitra mahavariana

Torohevitra isankerinandro mikasika ny Fanoratana: OTR / TOR!

Blaogim-Piarahamonina GV  19 Jona 2019

(Fanamarihana: lahatsoratra anglisy nivoaka tamin'ny Martsa 2015) Tao anatin'ny andiany farany, noresahako ny momba ny CryptoCat, izay ahafahana miantoka seha-piresahana anaty vondrona mihelina sy tsara aro any anatin'ireny “plug-in” ampiasain'ny fitety ireny. Androany aho te-hanome fampidirana fohy momba ny OTR, na hafatra tsy ofisialy, izay nanofanana ny sasany tamin'ireo mpandray...

Torohevitra isankerinandro ho anao momba ny Fiarovana : Tenimiafina!

Blaogim-Piarahamonina GV  14 Jona 2019

(Fanamarihana: lahatsoratra anglisy nivoaka tamin'ny May 2015) Nihisatra aho teo, araka izany dia miaraka amin'ny fialantsiny no andefasako ho anareo ireto torohevitra isankerinandro momba ny fiarovana ireto : Torohevitra hialàna amin'ny fanarahamaso ety anaty aterineto Fampiasàna mpitantana tenimiafina mba ho tsara aro ety anaty aterineto Arovy tsy ho tratran'ireo mpijirika...